Finaritra.
Hoy Maria:
« Ny foko mankalaza ny Tompo, ary ny fanahiko efa ravoravo tamin’ Andriamanitra, Mpamonjy ahy » (Lio 1,46-47)
Andao hiaraka hankalaza ny Tompo miaraka amin’i Maria rahampitso Alahady 24/12/2023.
Mirary faran’ny herinadro sambatra ho anareo, miaraka amin’i Jesoa. Amen.
Ny Mpitandrina