Salamo 18:32

Fifaliana ho anay hatrany ny miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ankalazo ny Tompo noho ny fandraisany an-tànana ny fiainanao rehetra.
« Izany Andriamanitra izany no mampisikina hery ho ahy sy manamarina ny alehako » (Sal 18,32)
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina