Salamo 20:4

Faly miarahaba ny mpianakavin’ny finoana rehetra fa nomen’ny Tompo taona vaovao indray.
Mirary ny soa sy ny tsara rehetra ho antsika amin’ity taona vaovao ity.

« Hanome anao araka ny fonao anie Izy ary hahatanteraka ny fisainanao rehetra. »Salamo 20,4


Samia ho tratran’ny taona mitsingeringerina miaraka amin’i Jesoa. Amen
Ny Mpitandrina