3Jaona 1:2

Finaritra.
Mbola hifampirary soa hatrany isika manao hoe:
« Ry malala, mangataka aho mba hambinina sy ho salama amin’ny zavatra rehetra anie ianao, tahaka izay anambinana ny fanahinao ihany » (3Jao 1:2)
Fiadanana.
Ny Mpitandrina