Finaritra.
Mba hahazoantsika manome voninahitra an’ Andriamanitra dia tsy maintsy ho efa nandray an’i Jesoa ho Tompo sy Mpamonjy aloha. Hoy ny Tompo:
« Izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak’ Andriamanitra, dia izay mino ny anarany » (Jao 1,12)
Ny zanak’ Andriamanitra irery no manome voninahitra Azy.
Amen.
Ny Mpitandrina