1Korintiana 3:16-17

Miarahaba ny vahoakan’ Andriamanitra amin’ny anaran’i Jesoa.
Tsarovy ry havana fa ny tenatsika iray manontolo no tian’ny Tompo hanehoana ny voninahiny, satria hoy Izy:
« Tsy fantatrareo va fa tempolin’ Andriamanitra ianareo, ary ny Fanahin’ Andriamanitra mitoetra ao anatinareo? Raha misy manimba ny tempolin’ Andriamanitra, dia mba hosimban’ Andriamanitra kosa izy; fa masina ny tempolin’ Andriamanitra dia ianareo izany » (1Kor 3,16-17)
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina