Isaia 42:8

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Saro-piaro amin’ny voninahiny ny Tompo, ka hoy Izy:
« Izaho no Jehovah, izany no anarako, ka ny voninahitro tsy homeko ny hafa, na ny fiderana Ahy ho an’ny sarin-javatra voasokitra » (Isa 42,8)
Handeha hasehontsika amin’izay atao rehetra ny voninahiny. Amen
Ny Mpitandrina