Finaritra.
Hoy Jesoa:
« Ary nahoana no
manahy ny amin’ny fitafiana ianareo? Diniho ny voninkazo any an-tsaha; tsy mba miasa na mamoly ireny; nefa lazaiko aminareo fa na Solomona tao amin’ny voninahiny rehetra aza tsy mba nitafy tahaka ny anankiray amin’ireny » (Mat 6,28-29): Noho izany dia:
- Aza manahy,
- Aoka tsy ho ambaka ny zavaboary isika fa hasehoy mandrakariva ny voninahitr’ Andriamanitra. Amen
Ny Mpitandrina