Jaona 12:43

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Raha miresaka ny voninahitr’ Andriamanitra isika, dia tandremo ity:
« Fa tia ny voninahitra avy amin’ny olona izy ireo, fa tsy ny voninahitra avy amin’ Andriamanitra » (Jao 12,43)
Mirary faran’ny herinandro sambatra ho anareo, miaraka amin’i Jesoa. Amen.
Ny Mpitandrina