Kolosiana 4:7

Amin’ny anaran’i Jesoa ry havana no hiarahabana anareo.
Hoy i Paoly:
« Ny toetro rehetra dia holazain’i Tykiko aminareo, dia ilay rahalahy malala sy mpanompo mahatoky ary namako manompo ao amin’ny Tompo » (Kol 4,7)
Asehoy amin’ny fiainanao i Jesoa Kristy dia ho hitan’ny hafa ny voninahitr’Andriamanitra.
Amen.
Ny Mpitandrina