Salamo 145:5-6

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Anio dia lazao amin’ny hafa ny halehiben’ny voninahitr’ Andriamanitra teo amin’ny fiainanao:
« Ny lazan’ny fiandriananao sy ny asanao mahagaga no hosaintsainiko.
Ny herin’ny asanao mahatahotra no hotenenin’ny olona; ary ny fahalehibezanao no holazaiko » (Sal 145,5-6)
Amen.
Ny Mpitandrina