Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Mamarana ny lohahevitra isika rahampitso Alahady 28/01/2024. « Lehibe ny voninahitr’ Andriamanitra ». Ny teny hakana ny toriteny dia:
« Mialà amin’ny fitoerana masina, fa nanao izay mahadiso ianao; ary tsy ho voninahitra ho anao eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitra izany » (2Tan 26,18d)
Samia ho tratran’ny rahampitso. Amen.
Ny Mpitandrina