Salamo 119:4-5

Faly miarahaba anareo tratry ny volana Febroary.
« Mampitandrina amin’ny didiny Andriamanitra » no lohahevitra banjinintsika amin’ity volana ity.
Hoy ny mpanao Salamo:
« Ianao namoka ny didinao mba hotandremana tsara. Enga anie ka ho tafatoetra ny làlako hitandremako ny didinao » (Sal 119,4-5)
Amen.
Ny Mpitandrina