Manonona ny fiadanan’i Jesoa mba ho aminareo mandrakariva.
Noho ny fifandraisana akaiky eo amin’ny Tompo sy ny mpanompony, dia hoy izy:
« Hihira ny teninao ny lelako, fa marina ny didinao rehetra » (Sal 119,172)
Mirary tontolo andro sambatra ho anao miaraka amin’i Jesoa. Amen.
Ny Mpitandrina