Vaovaom-piangonana 11/02/2024

SAMPANA SY ASA

Sekoly Alahady:
Mitohy ny fianarana Sekoly Alahady aorian’ny fanompoam-pivavahana

Katekomena:

  • mitohy ny fianarana aorian’ny fanompoam-pivavahana,
  • manomboka ny Sabotsy 17/02/2024 dia miverina mianatra eny amin’ny Plateau indray ny Katekomena. Manomboka amin’ny 2-4 ora ny fianarana

Cellule de prière:
Isaky ny Alarobia amin’ny 3 ora,

Fiarahana mandinika Soratra Masina:
Hatao eny amin’ny Plateau, manomboka ny Zoma izao 16/02/2024 amin’ny 7- 8 ora hariva. Ny mikasika ny didy X no hianarana amin’izany, koa tongava maro.

Diakona:
Mivory ny diakona ny Sabotsy izao manomboka amin’ny 5 ora eny an-tokantranon’i Tonton Rindra mivady

FKMA:
Manomboka ny Alahady 18/02/2024 izao dia eny amin’ny Plateau ny fanompoam-pivavahana, manomboka amin’ny 9 ora tsy diso ny fotoana.

An’ Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen.