Romana 12:21

Faly miarahaba ny mpino rehetra.
Tena mahasoa sy mahatsara antsika eo amin’ny fifandraisana amin’ny hafa ny didin’ny Tompo.
Hoy izy:
« Aza mety ho resin’ny ratsy ianao, fa reseo amin’ny soa ny ratsy » (Rom 12,21)
Mirary soa ho anao.
Ny Mpitandrina