Faly miarahaba anareo ry havana.
Mbola hiresaka fifandraisana amin’ny hafa hatrany isika.
Toy izao indray ny didin’ Andriamanitra ny amin’izany :
« Koa amin’izany na inona na inona tianareo hataon’ny olona aminareo, dia mba hataovy aminy kosa tahaka izany; fa izany no lalàna sy mpaminany » (Mat 7,12)
Mahereza manao ny tsara amin’ny hafa ry havana.
Ny Mpitandrina