Miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo:
« Fa na iza na iza mitandrina ny lalàna rehetra, nefa diso amin’ny iray loha, dia meloka amin’izy rehetra » (Jak 2,10)
Mampitandrina antsika amin’ny didiny ny Tompo.
Ny Mpitandrina