SAMPANA SY ASA
Sekoly Alahady:
- Mianatra izy ireo aorian’ny fanompoam-pivavahana maraina izao
- Hanao sortie ny Sabotsy 24/02/2024
Toerana: Jardin Botanique de Bingerville,
Fiaingana : amin’ny 8h30 eo amin’ny Cap Sud,
Fiverenana: eo amin’ny Cap Sud ihany, amin’ny 16h30
Antokom-pihira:
Hanao famerenan-kira amin’ny Sabotsy 24/02/2024 izao, amin’ny 17h00.
Ny toerana dia holazaina any amin’ny Vondrona WhatsApp
Skoto Tranainy sy Sakaiza:
Alahadin’izy ireo ny Alahady 25/02/2024, noho izany dia ajaran’izy ireo no miandraikitra ny fotoana rehetra.
Hisy fivarotana T Shirt amin’ny vidiny mirary amin’io Alahady io,
Projection:
Hivory ireo mpikirakira ny projection ny Alahady 03/03/2024 aorian’ny fanompoam-pivavahana,
Isaorana ny Tompo fa nahavita ny fivoriana fanao isam-bolana ny diakona omaly,
FANDAHARANA MANDRITRA NY HERINANDRO:
- Cellule de prière amin’ny Alarobia amin’ny 2 ora tolakandro
- Alakamisy amin’ny 19h : mihofana ny mitoriteny,
- Zoma amin’ny 19h ny Fiaraha-mandinika Soratra Masina,
- Sabotsy amin’ny 14h no mianatra ny katekomena
An’ Andriamanitra irery ny voninahitra.