Jeremia 15:19

Finaritra.
Ireto misy toe-panahy roa, izay tsara handinihan-tena ao anatin’izao karemy izao:

  • ny fanatonana ny Tompo amin’ny vavaka sy ny fiainana ny Teniny ary ny fandehanana miangona,
  • ny fialana amin’ny ratsy.
    Hoy ny Tompo:
    « Raha hiverina ianao, dia horaisiko indray, ka dia hitsangana eo anatrehako ianao; ary raha manavaka ny zava-tsoa hiala amin’ny zava-poana ianao, dia ho solom-bavako; hanatona anao indray ireny; fa tsy ianao no hanatona azy » (Jer 15,19)
    Amen.
    Ny Mpitandrina