Faly miarahaba anareo tratry ny volana Martsa.
Ny firariantsoa atolotro anareo dia:
« Hanefa ny irin’izay matahotra Azy Izy ary hihaino ny fitarainany ka hamonjy azy » (Sal 145,19)
Amen.
Ny Mpitandrina