Vaovaom-piangonana 03/03/2024

SAMPANA

Sekoly Alahady:
Tsy mianatra izy ireo amin’ny Alahady heriny noho ny fisian’ny Alahadin’ny Vehivavy,

Sampana Vehivavy:
Alahadin’ny Vehivavy amin’ny heriny anio, noho izany dia izy ireo no tompon’anjara amin’ny fotoana rehetra.
Mampihomana antsika fa hisy ny lavantim-bokatra aorian’ny fanompoam-pivavahana.

ASA

Mitohy ny Cellule de prière isaky Alarobia,

Mitohy ny fianarana mitoriteny isaky ny Alakamisy hariva,

Mitohy ny Fiarahana mandinika Soratra Masina isaky ny Zoma hariva.

Misy ny fianarana katekomena ny sabotsy

Mitohy ny famangiana ataon’ny Fiangonana ny sabotsy hariva.

An’ Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen.