Salamo 91:14

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Fitiavana sy famonjena no antony naovan’Andriamanitra fankena taminao, ka hoy Izy:
« Satria Izaho no niraiketan’ny fitiavany, dia hamonjy azy Aho; hanandratra azy ho any amin’ny avo Aho, satria mahalala ny anarako Izy » (Sal 91,14)
Fiadanana.
Ny Mpitandrina