Faly miarahaba anareo ry havana.
Toy izao no fanekena nataon’i Jehovah ho anao:
« Fa hamindra fo amin’ny tsi-fahamarinany Aho, ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany » (Heb 8,12)
Noho izany dia, aza manota intsony.
Ny Mpitandrina