SAMPANA SY ASA
Sekoly Alahady:
Mianatra ny SA aorian’ny fanompoam-pivavahana amin’ny Alahady 17/03/2024,
Sampana Vehivavy:
Nahavita ny fivoriana fanaony isa-bolana omaly Sabotsy 09/03/2024.
Alahadin’izy ireo anio, noho izany dia izy ireo manontolo no manatontosa ny fitarihana ny fanompoam-pivavahana.
Hisy lavantim-bokatra aorian’ny fanompoam-pivavahana anio ary aorian’izany dia hisy ny fiarahana miala hetaheta.
Antokom-pihira:
Mianatra hira eny am-piangonana isaky sabotsy hariva amin’ny 5 ora, manomboka amin’ny sabotsy 16/03/2024 izao.
Nohon’ny Conférence Annuelle de l’EMCI hatao any Bonoa ny 12-17/03/2024 izao, dia foana avokoa ny fotoana iarahana amin’ny Mpitandrina mandritran’ity herinandro ity.
An’ Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen.