Miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Indro ny vavaka iombonantsika ao anatin’izao karemy fandinihan-tena izao:
« Nizaha toetra ny foko ianao, namantatra ahy nony alina; nizaha toetra ahy tamin’ny memy ianao, fa tsy nahita na inona na inona; ny vavako tsy hafa noho ny eritreritro » (Sal 17,3)
Amen.
Ny Mpitandrina