Efesiana 4:30

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo:
« Ary aza mampalahelo ny Fanahy Masin’ Andriamanitra, Izay nanisiana tombon-kase anareo ho amin’ny andro fanavotana » (Efes 4,30)
Mahereza fa izany no fiainantsika ao anatin’izao karemy izao.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina