Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ho antsika zanaky ny Fanekena vaovao dia fitahina ao amin’i Jesoa no tanjon’ Andriamanitra, fa fialana amin’ny ratsy kosa no andrasany amintsika. Hoy Izy:
« Andriamanitra rehefa nanangana ny Mpanompony, dia naniraka Azy ho aminareo voalohany, mitahy anareo amin’ny fialanareo rehetra amin’ny faharatsianareo isam-batan’olona » (Asa 3,26)
Amen.
Ny Mpitandrina