Galatiana 1:4

Miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Tsaroana indrindra ao anatin’izao karemy izao, ny asam-pamonjena nataon’i Jesoa dia « Izay nanolotra ny tenany noho ny fahotantsika, hanafahany antsika amin’izao miara-belona ratsy fanahy izao, araka ny sitrapon’ Andriamanitra Raintsika » (Gal 1,4)
Amen.
Ny Mpitandrina