Miarahaba antsika rehetra.
Tsaroantsika am-bavaka ireo rehetra handray anjara amin’ny litorjia amin’izao fetin’ny Paska izao :
Alakamisy 28/03 à 19H
Mitarika sy mitoriteny : Pasitera RAKOTONIAINA
Mivavaka : Tina RABOSAONA
Mamaky teny : Rivo RAJAONARIFETRA
Mitendry : Mamy RAJAONAH
Zoma 29/03 à 19H
Mitarika sy mitoriteny : Pasitera RAKOTONIAINA
Mivavaka : Tanjona RANDRIAMAHATANA
Mamaky teny : Christelle ANDRIANARY
Mitendry : Rindra ANDRIANARY
Alahady 31/03 à 9H
Mitarika sy mitoriteny : Pasitera RAKOTONIAINA
Mivavaka : Evah R.
Mamaky teny : Nivo ANDRIANARY
Mitendry : Rivo RAJAONARIFETRA
Samia tahian’Andriamanitra.