1Korintiana 5:7

Arabaina isika nahavita soa ny Paska ary arabaina ihany koa tratry ny volana Aprily.
Vao avy nankalaza ny Paska isika, ka hoy ny Tompo:
« Esory ny masirasira ela, mba ho vongana vaovao ianareo, araka izay tsy maha misy masirasira anareo. Fa voavono Kristy, Paska ho antsika » (1Kor 5,7)
Mirary tontolo andro sambatra ho anareo.
Amen.
Ny Mpitandrina