Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy Paoly Apostoly:
« Fa ny olona araka ny Fanahy kosa dia mahafantatra ny zavatra rehetra, kanefa izy tsy fantarin’olona. Fa iza no nahafantatra ny sain’ny Tompo mba hampianatra Azy? Fa izahay manana ny sain’i Kristy. (1Kor 2,15-16)
Manazava ny mpino ny Tompo.
Ny Mpitandrina