Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Fianana isan’andro ny mijoro ho vavolombelon’ny Tompo. Hoy ny mpaminany Malakia:
« Ary tamin’izany izay natahotra an’i Jehovah dia samy niresaka tamin’ny namany avy; ary Jehovah nihaino ka nandre izany; ary nisy boky nosoratana teo anatreheny ho fahatsiarovana izay matahotra an’i Jehovah sy mihevitra ny anarany » (Mal 3,16)
Mahareza.
Ny Mpitandrina