Toriteny 21/04/2024

Finaritra.
« Manazava ny mpino ny Tompo ». Ny tenin’ Andriamanitra hotorina rahampitso dia ny Lio 11,36:
« Ary amin’izany, raha mazava ny tenanao rehetra, ka tsy misy maizina, dia hazava avokoa izy rehetra, tahaka ny jiro mirehitra tsara ka manazava anao »
Fiadanana.
Ny Mpitandrina