2Samoela 22:29

Finaritra.
Andro fahatelo hiresahana ny haizina mba hampisongadina ny mazava isika anio.
Indro misy hira nataon’i Davida rehefa nandresy ny fahavalony rehetra izy:
« Fa Ianao no jiroko, Jehovah ô; Jehovah mampazava ny fahamaizinako » (2Sam 22,29)
Ho tanteraka aminao anie izany. Amen.
Ny Mpitandrina