Mika 7:8

Miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Na dia mandalo fotoan-tsarotra aza ny mpanompon’ Andriamanitra, izay toa endriky ny haizina dia mahatoky izy fa tsy maharitra izany, satria ny Tompo no fahazavany.
Hoy i Mika Mpaminany:
« Aza mifaly ahy, ry fahavaloko, fa na dia lavo aza aho, mbola hiarina ihany; raha mitoetra ao amin’ny maizina aho, dia Jehovah no fahazavana ho ahy » (Mika 7,8)
Mahereza.
Ny Mpitandrina