Toriteny 28/04/2024

Miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Ny teny hotorina amintsika rahampitso Alahady 28/04/2024 dia ny Gen 21,17 manao hoe:”Ary ren’Andriamanitra ny feon’ny zaza, dia niantso an’i Hagara Ilay Anjelin’Andriamanitra tany an-danitra ka nanao taminy hoe: Inona izato manjo anao, ry Hagara? aza matahotra, fa efa ren’Andriamanitra ny feon’ny zaza eo amin’ny itoerany.“
Fiadanana.
Ny Mpitandrina