Malakia 3:20

Amin’ny anaran’i Jesoa no hiarahabana anareo ry havana.
Hoy ny Tompo:
« Ary hiposaka aminareo, izay matahotra ny anarako, ny Masoandron’ny fahamarinana, manana fahasitranana ao amin’ny tànany; ary hivoaka ianareo ka hifalihavanja toy ny zanak’omby mifahy » (Mal 3,20).
Mirary soa sy fahasalamana ho antsika rehetra amin’izao herinandro vaovao izao. Amen.
Ny Mpitandrina