Joba 11:17

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Misaotra ny Tompo fa mifarana anio ny lohahevitra hoe « Manazava ny mpino ny Tompo ». Ny faniriana ho anao dia:
« Ary hamirapiratra lavitra noho ny mitataovovonana ny andronao; na dia sendra manjombona aza, dia ho tonga tahaka ny maraina » (Joba 11,17)
Fiadanana.
Ny Mpitandrina