Faly miarahaba anareo ry havana, fa nomen’ny Tompo volana vaovao indray isika.
« Mampahery ny Fanahy Masina » no lohahevitry ny volana Mey.
Hoy ny Tompo:
« Fa izay tarin’ny Fanahin’ Andriamanitra no zanak’ Andriamanitra » (Rom 8,14)
Fiadanana.
Ny Mpitandrina