1Petera 3:21

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo:
« Io rano io no tandindon’ny batisa izay amonjena anareo ankehitriny; ka tsy fanesorana lotom-batana ny batisa, fa toky omen’ny fieritreretana madio hitodika amin’ Andriamanitra. Ny batisa no amonjena anareo amin’ny alalan ‘i Jesoa Kristy tafatsangana ho velona » (1Pet 3,21 DIEM)
Feno toky ny vita batisa ka tsy manana ahiahy amin’izao fiainana izao.
Ny Mpitandrina