Marka 16:19

Faly miarahaba anareo tratry ny Andro Niakaran’i Jesoa any an-danitra.
« Ary Jesoa Tompo, rehefa niteny taminy, dia nampiakarina ho any an-danitra ka nipetraka eo an-kavanan’ Andriamanitra » (Mar 16,19)

  1. Mirary fanoloran-tena vaovao ho anao mba hanao ny asan’ny Tompo.
  2. Mirary fety sambatra.
    Ny Mpitandrina