Finaritra.
Amin’izao herinandro mialoha ny Pentekosta izao dia handeha hanomana ny fo amam-panahintsika isika.
Vokatry ny fahitan’ny olona ny teny sy ny fiainan’i Barnabasy dia nandray ny Tompo ny olona:
« Lehilahy tsara fanahy Barnabà, sady feno ny Fanahy Masina sy vontom-pinoana, ka vahoaka maro no niandany tamin’ny Tompo » (Asa 11,24 DIEM)
Ary ianao mba ahoana?
Ny Mpitandrina