Asa 13:52

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Rehefa nandre ny fitoriana ny Filazantsara nataon’i Paoly sy Barnabasy ny Jiosy sy ny Jentilisa dia toy izao no vokany:
« Ary dia feno fifaliana sy ny Fanahy Masina ny mpianatra (Asa 13,52)
Manao ahoana ny toe-ponao rehefa mandre toriteny?
Ny Mpitandrina