Romana 8:2

Faly miarahaba mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Mba ho Pentekosta miavaka ho antsika ny Pentekosta 2024, dieny izao dia andao hiaraka hifona sy hibebaka mba hadio ara-panahy sy ho tonga olon’afaka tanteraka.
« Fa ao amin’ny Kristy Jesoa ny lalàn’ny Fanahin’aina no nahafaka ahy tamin’ny lalàn’ny fahotana sy ny fahafatesana » (Rom 8,2)
Amen.
Ny Mpitandrina