Toriteny 19 May 2024 | Andro Pentekosta

Faly miarahaba anareo ry havana.
Hoy Jesoa:
Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Raha tsy ateraka indray ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan’ Andriamanitra » (Jao 3,3)
Izany no hitorina rahampitso.
Samia ho tratry ny Pentekosta.
Amen.
Ny Mpitandrina