2Korintiana 5:17

Finaritra.
Toy izao no asan’ny Fanahy Masina ao amin’ny olona nateraka indray:
« Koa raha misy olona ao amin’i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo » (2Kor 5,17)
Fiadanana.
Ny Mpitandrina