Jaona 14:15

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy Izy:
« Raha tia Ahy ianareo, dia hitandrina ny didiko » (Jao 14,15). Manao ahoana ny fiainanao an’izany?
Samia tahin’ Andriamanitra.
Amen.
Ny Mpitandrina