1Jaona 5:4

Finaritra.
Mifarana amin’ity herinandro ity ny lohahevitra hoe:
« Mampahery ny Fanahy Masina »
Hoy ny Tompo aminao anio:
« Fa izay rehetra naterak’ Andriamanitra dia maharesy izao tontolo izao; ary ny fandresena izay enti-maharesy izao tontolo izao dia ny finoantsika » (1Jao 5,4)
Mirary fandresena ho anao.
Amen.
Ny Mpitandrina