Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ny Fanahy Masina irery ihany no afaka mandresy ny fahalementsika.
Hoy mantsy ny Tompo:
« Fa tsy nomen’ Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena » (2Tim 1,7)
Mazotoa mijoro vavolombelona, fa « Mampahery ny Fanahy Masina ».
Ny Mpitandrina